Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

19 NOVAMBRA 2018
INONA NY VAOVAO?

Nivoaka Tamin’ny Fiteny Tetun Dili ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Nivoaka Tamin’ny Fiteny Tetun Dili ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Nivoaka tamin’ny 16 Novambra 2018, tany Dili, any Timaoro Atsinanana, Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao amin’ny fiteny tetun dili. Efa misy amin’ny fiteny 175 izao ny Baiboly Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao manontolo na ny ampahany.