Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

12 NOVAMBRA 2018
INONA NY VAOVAO?

Nivoaka Tamin’ny Fiteny Drehu ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Nivoaka Tamin’ny Fiteny Drehu ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Nivoaka tamin’ny fiteny drehu Ny Soratra Grika Kristianina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, tamin’ny 11 Novambra 2018, tany Nouméa, any Nouvelle-Calédonie. Efa misy amin’ny fiteny 175 izao ny Baiboly Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao manontolo na ny ampahany.