Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

27 DESAMBRA 2016
INONA NY VAOVAO?

Fizarana hoe “Maneran-tany”

Fizarana hoe “Maneran-tany”

Nampiana fizarana hoe “Maneran-tany” ato amin’ny jw.org. Hita ao amin’io fizarana io ny mombamomba ny firenena na faritany nanaovan’ny Vavolombelon’i Jehovah tatitra momba ny asan’izy ireo, ary nivoaka tao amin’ny Diary farany. Misy antontan’isa sy sary ary rohy mankany amin’ny lahatsoratra mahakasika ny asanay maneran-tany ao.