Hijery ny anatiny

17 Mey 2017
INONA NY VAOVAO?

Fanomezana Atao Amin’ny Alalan’ny Internet ho An’ny Fivoriambe

Fanomezana Atao Amin’ny Alalan’ny Internet ho An’ny Fivoriambe

Azo atao izao ny manao fanomezana ho an’ny fivoriamben’ny vondrom-paritra isan-taona ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah, any amin’ny tany maromaro. Misy fanazavana bebe kokoa ao amin’ilay hoe Fomba Azo Anaovana Fanomezana ho An’ny Asa Maneran-tany, ho an’izay te hanao an’izany.