Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

1 NOVAMBRA 2016
INONA NY VAOVAO?

Efa Mandeha Ilay Fanaovana Famandrihana Fitsidihana

Efa Mandeha Ilay Fanaovana Famandrihana Fitsidihana

Efa misy tranonkala azo anaovana famandrihana izao, ho an’izay te hitsidika ny biraonay any amin’ny Fanjakan’i New York. Azo tsidihina ny foibenay any Warwick, ny Foibem-pampianaran’ny Tilikambo Fiambenana any Patterson, ary ny biraon’ny sampan’i Etazonia any Wallkill.

Omano ny fitsidihanao ny biraonay any Etazonia.