Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

16 APRILY 2018
INONA NY VAOVAO?

Nivoaka Tamin’ny Tenin’ny Tanana Indianina ny Baiboly Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Nivoaka Tamin’ny Tenin’ny Tanana Indianina ny Baiboly Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Nivoaka tamin’ny Tenin’ny Tanana Indianina ny bokin’i Marka ao amin’ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, tamin’ny 14 Aprily 2018. Efa misy amin’ny fiteny 164 izao ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao manontolo na ny ampahany aminy.