Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Mandeha Amin’ny Fitaovana Ampiasaiko ve ny JW Library?

Mandeha Amin’ny Fitaovana Ampiasaiko ve ny JW Library?

Mety amin’ireto fitaovana ireto ny JW Library:

  • Tablette sy ordinatera mampiasa Windows 8

    Mariho fa tsy haharay ny fanavaozana ilaina ny Windows 8.0. Mampidira Windows 8.1 na ny taorian’izay raha te hahazo fanavaozana sy boky fanampiny ianao.

  • Telefaonina entin-tanana mampiasa Windows Phone 8 na ny taorian’izay

Ireto kosa tsy mety hampidirana JW Library:

  • Ordinatera Windows 7 na talohan’izay

  • Telefaonina entin-tanana mampiasa Windows Phone 7.8 na talohan’izay