Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

JW LIBRARY

Ho An’ny Windows 8 sy ny Windows Phone 8

Ho An’ny Windows 8 sy ny Windows Phone 8

Ny JW Library dia programa ofisialy noforonin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Misy Baiboly dikan-teny maromaro ao, ary misy boky sy bokikely fianarana Baiboly.

 

 

Vaovao Mahaliana Amin’ny JW Library 8.0

FANAMARIHANA: Mila Windows 10 na izay nivoaka taorian’izay ny JW Library 8.0.

  • Hita eo amin’ny Fandraisana izay fijerinao matetika

  • Misy pejy ahafahanao mitady video sy raki-peo

  • Misy fizarana hoe Tahiry mba handaminanao an’ireo boky na video na raki-peo tena tianao

  • Misy Baiboly sy boky hafa noraisim-peo

 

ITY FIZARANA ITY

Fanontaniana Fametraky ny Olona: JW Library (Windows)

Jereo ato ny valin’ny fanontaniana fametraky ny olona.