Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

JW LIBRARY

Ho An’ny iPad, iPhone, ary iPod touch

Ny JW Library dia programa ofisialy noforonin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Misy Baiboly dikan-teny maromaro ao, ary misy boky sy bokikely fianarana Baiboly.

 

 

Vaovao Mahaliana Amin’ny JW Library 8.0

  • Hita eo amin’ny Fandraisana izay fijerinao matetika

  • Misy pejy ahafahanao mitady video sy raki-peo

  • Misy fizarana hoe Tahiry mba handaminanao an’ireo boky na video na raki-peo tena tianao. Mila iOS 9 na izay nivoaka taorian’izay ianao raha te handamina zavatra ao amin’io fizarana io

  • Misy Baiboly sy boky hafa noraisim-peo

 

Fanontaniana Fametraky ny Olona

Mandeha amin’ny fitaovana ampiasaiko ve ny JW Library?

Misy boky amin’ny fiteniko ve ao amin’ny JW Library?

Nahoana no misy loko samihafa eo amin’ny pejy misy ny anaran’ny boky ao amin’ny Baiboly?

Maninona no tsy mitovy ny fisehon’ny JW Library amin’ny fitaovana samihafa?

Azoko atao ve ny mampifanitsy izay nasiako mari-pitadidiana sy izay nosoritako ao amin’ny fitaovana maromaro?

Inona no hataoko raha mahita olana aho na te hanome soso-kevitra?