Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Mandeha Amin’ny Fitaovana Ampiasaiko ve ny JW Library?

Mandeha Amin’ny Fitaovana Ampiasaiko ve ny JW Library?

Mety amin’ireto Android ireto ny JW Library:

  • Tablette Android sy telefaonina entin-tanana misy Android 2.3 na taorian’izay

  • Tablette Kindle Fire

Ireto kosa tsy mety hampidirana JW Library:

  • Tablette Android sy telefaonina entin-tanana misy Android 2.2 na talohan’izay