Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Maninona no Tsy Mitovy ny Fisehon’ny JW Library Amin’ny Fitaovana Samihafa?

Maninona no Tsy Mitovy ny Fisehon’ny JW Library Amin’ny Fitaovana Samihafa?

Mitovy ihany ny fomba fiasan’ny JW Library amin’izay fitaovana ampiasainao, amin’ny ankapobeny. Mety tsy hitovy anefa ny fotoana hivoahan’ny fanavaozana ny zavatra ao, arakaraka ny OS ampiasainao.