Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Nahoana no Tsy Hitako ao Amin’ny Channel Store An’ny Roku ny Tele JW?

Nahoana no Tsy Hitako ao Amin’ny Channel Store An’ny Roku ny Tele JW?

Mety ho diso ilay teny karohinao. Azonao jerena ilay toromarika momba ny fampidirana ny Tele JW. Mety tsy hahazaka Tele JW koa ny fitaovana ampiasainao. Mandeha amin’ny Roku 1, Roku 2, Roku 3, ary ny Roku Streaming Stick (clé de diffusion en continu) ny Tele JW.