Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Azo Jerena Amin’ny Fiteny Inona avy ny Roku?

Azo Jerena Amin’ny Fiteny Inona avy ny Roku?

Afaka mijery video ao amin’ny Roku amin’ireto fiteny ireto ianao: albaney, alemà, anglisy, danoà, espaniola, estonianina, failandey, frantsay, holandey, hongroà, indonezianina, italianina, kinyarwanda, kroaty, norvezianina, portogey, soedoà, tenin’ny tanan’ny avy any Arzantina, tenin’ny tanana amerikanina, tenin’ny tanana brezilianina, tenin’ny tanana kolombianina, tenin’ny tanana meksikanina, tsonga, xhosa, zoloa.

Mifidiana fiteny eo amin’ny pejy fandraisana amin’ny JW Broadcasting.