Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Inona avy ny Programa Mampandeha Fitaovana (Systèmes D’exploitation) sy Programa Fijerena Internet Mety Aminy?

Inona avy ny Programa Mampandeha Fitaovana (Systèmes D’exploitation) sy Programa Fijerena Internet Mety Aminy?

Mety aminy ny ankamaroan’ny programa mampandeha fitaovana sy fijerena Internet. Handeha tsara kokoa ilay tranonkala raha izay nivoaka farany indrindra amin’ilay programa fijerena Internet no ampiasainao.

Tsy mety aminy ireto programa fijerena Internet ireto:

  • Internet Explorer 8 na talohan’izay. Mampidira programa hafa fijerena Internet raha tsy mahazaka Internet Explorer tatỳ aoriana kokoa ny programa mampandeha ny ordinateranao.

  • Opera Mini

Mety aminy ireto programa mampandeha fitaovana entin-tanana ireto:

  • Android 4.0 sy izay nivoaka taorian’izay

  • Windows 8.1 sy izay nivoaka taorian’izay

  • iOS 7.0 sy izay nivoaka taorian’izay (tsy ny zavatra rehetra no hivoaka tsara raha iOS taloha kokoa no ampiasainao)