Mpandika Baiboly
Sarobidy Tamin’izy Ireo ny Baiboly: Ampahany (William Tyndale)
Tena tiany ny Baiboly, ary mbola mandray soa avy amin’ny Baiboly nadikany isika amin’izao.
Sarobidy Tamin’izy Ireo ny Baiboly
Olona maro no nanao vivery ny ainy mba hiarovana ny fahamarinana ao amin’ny Baiboly, na dia nisy nanohitra mafy aza. Anisan’ireny i William Tyndale sy Michel Servet.
Mpandika Teny Roa Namerina ny Anaran’Andriamanitra tao Amin’ny Testamenta Vaovao
Nahoana no mila averina ao amin’ny Baiboly ny anaran’Andriamanitra? Tena ilaina ve izany?
Didier Érasme
Voalaza fa mitovy amin’
Nanampy ny Olona Hahazo ny Tenin’Andriamanitra ny Baibolin’i Bedell
Ny Baibolin’i Bedell ihany no Baiboly nisy tamin’ny teny irlandey, nandritra ny 300 taona.
Baiboly Hebreo Tena Miavaka Nataon’i Elias Hutter
Namoaka Baiboly roa tamin’ny teny hebreo i Elias Hutter, manam-pahaizana tamin’ny taonjato faha-16. Tena sarobidy ireo Baiboly ireo tamin’izany.
Lefèvre d’Étaples: Tiany Hahalala ny Baiboly ny Sarambabem-bahoaka
Ahoana no nahafahany nandika Baiboly na dia teo aza ny fanoherana?