Tantara sy Baiboly: Mifanaraka
Toerana Resahin’ny Baiboly
Gresy Fahiny
Fantaro hoe nahoana i Gresy no lasa firenena natanjaka fahadimy.
Soratra Fahiny Manamarina ny Toerana Nisy ny Foko Israelita Iray
Manamarina tsipiriany voaresaka ao amin’ny Baiboly ny Vakin-tanimangan’i Samaria.
Rava i Ninive
Naminany zavatra tsy ampoizina mihitsy ny mpaminanin’Andriamanitra, tamin’ny fotoana nampahatanjaka indrindra ny Fanjakana Asyrianina.
Fantatrao Ve?—Jolay 2015
Milaza ny Baiboly fa be ala ny faritra sasany tamin’ny Tany Nampanantenaina. Tsy misy ala anefa any ankehitriny. Mitombina ve izany ny voalazan’ny Baiboly?
Fantatrao Ve?—Aprily 2013
Nahoana i Ninive no nantsoina hoe “tanàna mpandatsa-dra”? Nahoana no nasian’
Olona Resahin’ny Baiboly
Fantatrao Ve?—Martsa 2020
Ankoatra ny ao amin’ny Baiboly, inona koa no porofo hoe andevo tany Ejipta ny Israelita?
Anarana Misoratra eo Amin’ny Siny Iray
Nahita potipotika siny tranainy be ny mpikaroka ny any ambanin’ny tany, tamin’ny 2012. Inona no tena mampiavaka an’io siny io?
Tena Nisy i Davida Raha Jerena ny Zavatra Hitan’ny Mpikaroka ny any Ambanin’ny Tany
Milaza ny mpanao tsikera fa tsy tena nisy i Davida mpanjakan’ny Israely. Inona anefa no hitan’ny mpikaroka ny any ambanin’ny tany?
Fantatrao Ve?—Febroary 2020
Inona no hitan’ny mpikaroka ka manaporofo fa tena nisy i Belsazara, ary nanjaka tany Babylona?
Fianarana avy Tamin’ ny Lasa—Kyrosy Lehibe
Iza moa i Kyrosy, ary inona ireo faminaniana mahavariana nolazaina tokotokony ho 150 taona talohan’
Porofo Kely Fanampiny Hitan’ny Mpikaroka ny any Ambanin’ny Tany
Tsy fantatrao angamba hoe iza izany Tatenay izany. Hitan’ny mpikaroka ny any ambanin’ny tany anefa hoe olona tena nisy izy.
Tena Nisy ve i Jaona Mpanao Batisa?
Nino i Flavius Josèphe, mpahay tantara tamin’ny taonjato voalohany, fa tena nisy i Jaona Mpanao Batisa. Afaka mino an’izany koa isika.
Tena Nisy ve i Jesosy?
Inona no nolazain’
Milaza ny Marina Momba ny Fiainan’i Jesosy ve ny Baiboly?
Jereo ny zavatra sasany momba ny fitantaran’ny Filazantsara sy ny sora-tanana tranainy indrindra fantatra.
Havan’i Kaiafa Izy
Nanome porofo ny fahitana ny vatam-patin’i Miriama fa tena nisy ireo olona resahin’ny Baiboly, ary tena nisy ny fianakaviana niavian’izy ireo.
Fantatrao Ve?—Novambra 2015
Nahoana i Josefa no niharatra aloha vao niseho teo anatrehan’i Farao? Milaza ny Baiboly fa Grika ny rain’i Timoty. Midika ve izany fa avy any Gresy izy?
Fantatrao Ve?—Mey 2015
Manamarina ny Baiboly ve ny arkeolojia? Oviana no tsy nisy liona intsony tany amin’ireo tany voaresaka ao amin’ny Baiboly?
Zava-mitranga Tantarain’ny Baiboly
Tena Nisy ve i Noa sy ny Safodrano?
Milaza ny Baiboly hoe nandefa safodrano Andriamanitra mba handripahana ny ratsy fanahy. Inona no porofo fa marina izany?
Niforona Tany Babela ve ny Fiteny Rehetra?
Inona ny Tilikambon’i Babela? Ahoana marina no niforonan’ny fitenin’ny olombelona?
Fantatrao Ve?—Jona 2022
Navelan’ny Romanina halevina hoatran’ny olon-drehetra ihany ve izay novonoina teo amin’ny tsato-kazo, hoatran’i Jesosy?
Vaovao Tsara ho An’ny Olona Rehetra—Faminanian’ny Baiboly
Nitory ny ‘vaovao tsara’ foana i Jesosy. Nitsahatra ve izany rehefa maty izy?
Sary Mivohitra any Ejipta Manamarina Tantara Iray ao Amin’ny Baiboly
Ho hitanao ato hoe misy soratra vita sokitra nataon’ny Ejipsianina fahiny manaporofo hoe marina ny voalazan’ny Baiboly.
Marina ve Izay Lazain’ny Baiboly Momba ny Jiosy Babo Tany Babylona?
Misy porofo tsy ara-pivavahana ve manamarina an’izay nolazain’Andriamanitra momba ny fiainan’ireo Jiosy babo tany Babylona?
Fanontanian’ny Mpamaky, Novambra 2015
Inona no manaporofo fa natao fahirano vetivety fotsiny ny tanànan’i Jeriko dia resy?
Fantatrao Ve?—Oktobra 2012
Nandositra niala tany Jodia ve ny Kristianina talohan’ny nandravana an’i Jerosalema tamin’ny taona 70? Iza moa “ireo zanaky ny mpaminany”?
Fiainana Fahiny
Fantatrao Ve?—Jona 2022
Ahoana no namaritana ny taona sy ny volana taloha?
Ahoana no Nampiasana ny Tombo-kase Fahiny?
Nahoana no tena nilaina ny tombo-kase, ary ahoana no nampiasan’ny mpanjaka sy ny manam-pahefana azy ireny?
‘Ao An-tendrombohitra no Hitrandrahanao Varahina’
Manampy antsika hahafantatra momba ny fampiasana varahina fahiny ny zavatra hitan’ny mpikaroka vao haingana.
Ny Makiazy Fahiny
Inona no nataon’ny vehivavy fahiny mba hanatsarana ny bikany sy ny tarehiny?
Fantatrao Ve?—Oktobra 2017
Inona no fanaon’ny Jiosy ka nahatonga an’i Jesosy hilaza hoe tsy mety ny mianiana?
Fantatrao Ve? Ny Tilikambo Fiambenana No. 5 2017
Nanambany an’ireo tsy Jiosy ve i Jesosy rehefa niantso azy ireo hoe “alikakely”?
Fantatrao Ve?—Jona 2017
Nahoana ireo mpivarotra biby tao amin’ny tempoly no nantsoin’i Jesosy hoe “jiolahy”?
Fantatrao Ve?—Oktobra 2016
Inona avy no navelan’ny Romanina niandraiketan’ny Jiosy tany Jodia? Tena nisy ve izany hoe olona namafy tsimparifary tao amin’ny tanimbolin’olona izany?
Fantatrao Ve?—Desambra 2015
“Avy tamin’ny firenena rehetra” tokoa ve ireo Jiosy tonga tao Jerosalema, tamin’ny Pentekosta 33? Taiza ny Jiosy no nipetraka rehefa nisy fety tany Jerosalema?
Fantatrao Ve?—Martsa 2015
Inona ny soa azon’i Paoly noho izy nizaka ny zom-pirenena romanina? Inona no karaman’ny mpiandry ondry fahiny?
Fantatrao Ve?—Mey 2014
Nahoana ny Jiosy no nangataka tamin’i Pilato hoe hotapahina ny ranjon’i Jesosy? Tena afaka namono an’i Goliata tamin’ny pilotra iray tokoa ve i Davida?
Fantatrao Ve?—Febroary 2014
Avy tamin’ny inona ireo aloesy nampiasaina tamin’ny andron’ny Baiboly? Inona no fanatitra azo nekena tao amin’ny tempolin’i Jerosalema?
Fantatrao Ve?—Janoary 2014
Ahoana no nanaovana fanomezana tao amin’ny tempoly tamin’ny andron’i Jesosy? Marina ve ny fitantaran’i Lioka?