Malagasy
Te Hahay Hitantam-bola ve Ianao?
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/502100006/univ/art/502100006_univ_sqr_xl.jpg

KISARISARY

Te Hahay Hitantam-bola ve Ianao?

Te Hahay Hitantam-bola ve Ianao?

Miasa mafy ianao mba hahazoana vola, ary azonao ampiasaina amin-javatra be dia be ny volanao. Misy zavatra vitsivitsy mila tadidinao anefa raha tianao ny hahay hitantam-bola.