Jereo ao amin’ny Baiboly hoe ahoana no nataon’ny zazavavy israelita iray mba hahasitrana ny lehiben’ny tafika syrianina. Adikao ity fampiasana ity, vakio ilay tantara, ary alao sary an-tsaina.