Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

FAMPIASANA

FAMPIASANA

Miezaha ho Tapa-kevitra ny Hijanona ho Virjiny

Vao mainka ianao ho tapa-kevitra ny hankatò ny lalàn’Andriamanitra momba ny firaisana alohan’ny fanambadiana raha manao an’ity fampiasana ity.

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Mahaiza Mitantam-bola

Ampiasao ity fampiasana ity mba ho hitanao raha tena ilainao ny zavatra iray, sa mba tianao ho azo fotsiny. Ho hitanao koa raha mety amin’ny teti-bolanao ilay izy na tsia.

Iza no Tianao Hatao Modely?

Hanampy anao hisafidy an’izay olona tianao hatao modely ity fampiasana ity.

Tianao ve ny Hahay Hifehy ny Fihetseham-ponao?

Natao hanampiana anao hahay hifehy fihetseham-po ity fampiasana ity, indrindra rehefa misy zavatra mampalahelo na mampahatezitra, na koa mahafaly.