Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

FAMPIASANA

FAMPIASANA

Tianao ve ny Hahay Hifehy ny Fihetseham-ponao?

Hanampy anao ity fampiasana ity mba hahay hifehy ny fihetseham-ponao ianao, na ratsy na tsara ny zava-mitranga.

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Iza no Tianao Hatao Modely?

Hanampy anao hisafidy an’izay olona tianao hatao modely ity fampiasana ity.

Te Hanatsara ny Vavaka Ataonao ve Ianao?

Hanampy anao handinika ny zavatra resahinao amin’ny vavaka sy hanatsara an’izany ity fampiasana ity.

Ahoana Raha Tsy Tonga Lafatra Indraindray ny Zavatra Ataoko?

Hanampy anao hahay handanjalanja ity fampiasana ity, amin’izay ianao tsy manantena hoe hanao zavatra tsara be foana ianao na ny olon-kafa.