Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

FAMPIASANA

FAMPIASANA

Tena Tia Anao ve Izy?

Hanampy anao ity fampiasana ity mba hahalalanao raha tena tia anao tokoa ny olona iray na tsia. Tsy ho lany fotoana ianao amin’izay ary tsy harary ny fonao.

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Mahaiza Mitantam-bola

Ampiasao ity fampiasana ity mba ho hitanao raha tena ilainao ny zavatra iray, sa mba tianao ho azo fotsiny. Ho hitanao koa raha mety amin’ny teti-bolanao ilay izy na tsia.

Iza no Tianao Hatao Modely?

Hanampy anao hisafidy an’izay olona tianao hatao modely ity fampiasana ity.

Tianao ve ny Hahay Hifehy ny Fihetseham-ponao?

Natao hanampiana anao hahay hifehy fihetseham-po ity fampiasana ity, indrindra rehefa misy zavatra mampalahelo na mampahatezitra, na koa mahafaly.