Misy olona manaratsy na mampitahotra ve ianao ao amin’ny Internet? Misy safidy maromaro azonao atao ato, ka diniho izay mety hahatsara na haharatsy azy.
Ampiasao ity fampiasana ity mba ho hitanao raha tena ilainao ny zavatra iray, sa mba tianao ho azo fotsiny. Ho hitanao koa raha mety amin’ny teti-bolanao ilay izy na tsia.