Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

FAMPIASANA

FAMPIASANA

Manadaladala Fotsiny Ve?

Mety ho diso fandray ny SMS alefanao ny olona. Inona àry no tsy tokony hataonao? Hanampy anao amin’izany ity fampiasana ity.

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Misy Ratsy Fanahy Aminao ve ao Amin’ny Internet?

Misy olona manaratsy na mampitahotra ve ianao ao amin’ny Internet? Misy safidy maromaro azonao atao ato, ka diniho izay mety hahatsara na haharatsy azy.

Mahaiza Mitantam-bola

Ampiasao ity fampiasana ity mba ho hitanao raha tena ilainao ny zavatra iray, sa mba tianao ho azo fotsiny. Ho hitanao koa raha mety amin’ny teti-bolanao ilay izy na tsia.

Iza no Tianao Hatao Modely?

Hanampy anao hisafidy an’izay olona tianao hatao modely ity fampiasana ity.