Malagasy
Inona no Mahatsara ny Mankatò Ray Aman-dreny Foana?
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/502016167/univ/art/502016167_univ_sqr_xl.jpg

FAMPIASANA

Inona no Mahatsara ny Mankatò Ray Aman-dreny Foana?

Hanampy anao ity fampiasana ity hahita hoe nahoana no tsara ny mankatò ray aman-dreny, ary ahoana no fomba iresahana aminy raha misy zavatra tsy ekenao.