Malagasy
Hazavao Izay Inoanao Momba ny Firaisan’ny Samy Lehilahy na Samy Vehivavy
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/502016232/univ/art/502016232_univ_sqr_xl.jpg

FAMPIASANA

Hazavao Izay Inoanao Momba ny Firaisan’ny Samy Lehilahy na Samy Vehivavy

Mampiady hevitra be izao io foto-kevitra io. Hanampy anao hahay hanazava tsara ny zavatra inoanao ity fampiasana ity.