Malagasy
Ny Lokom-borona Tsy Mety Vasoka
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/502019458/univ/art/502019458_univ_sqr_xl.jpg
ijwwd lahatsoratra 21

NISY NAMORONA VE?

Ny Lokom-borona Tsy Mety Vasoka

Ny Lokom-borona Tsy Mety Vasoka

Loko sy lamba maro amboarin’ny olombelona no mihavasoka rehefa mandeha ny fotoana. Nahoana anefa ny lokom-borona sasany no midorehitra sy marevaka foana?