NISY NAMORONA VE? Ny Elatry ny Vorondolo HANDEFA Ny Elatry ny Vorondolo Ho hitanao ato hoe hafakely ny elatry ny vorondolo. Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Loha Hevitra Hafa Nisy Namorona Ve? Siansa & Baiboly Mety ho Tianao Koa BOKIKELY Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao? Nahoana ianao no tena mila mandinika raha nisy namorona izao rehetra izao na tsia? MIFOHAZA! Ny Tendron’ny Elatry ny Voromahery Naka tahaka azy io ny mpanamboatra fiaramanidina, ka nihena 7 600 tapitrisa litatra ny solika lany isan-taona. MIFOHAZA! Ny Lohovava Mpirenireny: Misidina Nefa Tsy Mikopaka Elatra Nahoana io vorona io no afaka misidina ela be mihitsy nefa tsy mikopaka elatra na indray mandeha aza? NISY NAMORONA VE? Ny Fahaizan’ny Ngovo Mitsoraka Anaty Rano Midona mafy be amin’ny rano io vorona io satria mety hihoatra ny avo 20 heny amin’ny hery misinton’ny tany ny hamafiny. Ahoana no ataony mba tsy hahafaty azy? MIFOHAZA! Ny Volon’ny Vorondolo