Hijery ny anatiny

INONA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY?

Ny Vidim-panavotana no Fanomezana Lehibe Indrindra Nomen’Andriamanitra (Fizarana 2)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 5, ity tari-dalana fianarana ity.

Fantaro hoe inona ny soa azontsika avy amin’ny vidim-panavotana ary ahoana no ampisehoantsika fa mankasitraka azy io isika. Ataovy pirinty ilay PDF ary valio ny fanontaniana ao.