Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

INONA MARINA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY? (TARI-DALANA)

Sarobidy ny Aina (Fizarana 1)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 13, ity tari-dalana ity.

Nahoana isika no tokony hanaja ny aina? Ahoana no ahitana hoe manaja ny aintsika sy ny ain’ny olon-kafa isika?

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra (Fizarana 2)

Rehefa fantatrao ny marina momba an’Andriamanitra, inona no hanampy anao ho tia azy foana sy ho akaiky kokoa azy?

Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra (Fizarana 1)

Inona no manampy anao hifandray akaiky amin’i Jehovah foana? Afaka manampy anao hamantatra sy hanazava an’izay inoanao ity tari-dalana fianarana ity.

Fomba Fiaina Mampifaly An’Andriamanitra (Fizarana 3)

Mila miezaka mafy isika raha te hampifaly an’Andriamanitra. Tena ilaina ve anefa izany?