Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

TARI-DALANA FIANARANA

INONA MARINA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY? (TARI-DALANA FIANARANA)

Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra (Fizarana 1)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 19, ity tari-dalana fianarana ity.

Inona no dikan’ny hoe tia an’Andriamanitra? Nahoana no tia azy ny Kristianina?

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Fomba Fiaina Mampifaly An’Andriamanitra (Fizarana 3)

Mila miezaka mafy isika raha te hampifaly an’Andriamanitra. Tena ilaina ve anefa izany?

Ho Tena Akaiky An’Andriamanitra Ianao Raha Atao Batisa (Fizarana 3)

Inona no tian’Andriamanitra hataon’ny Kristianina nanokan-tena ho azy? Raha tena tia an’Andriamanitra izy, nahoana izy no matoky fa afaka ny tsy hivadika mihitsy?

Ho Tena Akaiky An’Andriamanitra Ianao Raha Atao Batisa (Fizarana 2)

Inona avy no tsy maintsy ataon’ny olona iray, raha te hanokan-tena ho an’Andriamanitra izy? Rehefa avy nanokan-tena izy, inona no tsy maintsy ataony voalohany foana eo amin’ny fiainany?