Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

INONA MARINA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY? (TARI-DALANA)

Miandania Amin’ny Fivavahana Marina (Fizarana 1)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 16, ity tari-dalana ity.

Eken’Andriamanitra ve ny mampiasa sary masina rehefa mivavaka? Ary ahoana ny fankalazana andro nahaterahana sy ny fety ara-pivavahana? Diniho izay lazain’ny Baiboly.