Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

TARI-DALANA FIANARANA

INONA MARINA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY? (TARI-DALANA)

Manatòna An’Andriamanitra Amin’ny Alalan’ny Vavaka (Fizarana 3)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 17, ity tari-dalana ity.

Tena mamaly vavaka ve Andriamanitra? Raha eny, ahoana no ataony rehefa mamaly vavaka?

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra (Fizarana 2)

Rehefa fantatrao ny marina momba an’Andriamanitra, inona no hanampy anao ho tia azy foana sy ho akaiky kokoa azy?

Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra (Fizarana 1)

Inona no manampy anao hifandray akaiky amin’i Jehovah foana? Afaka manampy anao hamantatra sy hanazava an’izay inoanao ity tari-dalana fianarana ity.

Fomba Fiaina Mampifaly An’Andriamanitra (Fizarana 3)

Mila miezaka mafy isika raha te hampifaly an’Andriamanitra. Tena ilaina ve anefa izany?