Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 17, ity tari-dalana ity.

Jereo ato izay lazain’ny Baiboly momba ny hoe ahoana no tokony hataontsika rehefa mivavaka, ary rahoviana isika no tokony hivavaka.