Vavaka
Antony Ivavahana
Hamaly ny Vavaka Ataoko ve Andriamanitra?
Arakaraka izay ataonao ihany no hahatonga an’Andriamanitra hihaino ny vavaka ataonao na tsia.
Nahoana Ianao no Tokony Hivavaka?
Mamaly vavaka Andriamanitra na dia tsy amin’ny fomba mahagaga aza.
Mihaino ny Vavaka Ataontsika ve Andriamanitra?
Manome toky antsika ny Baiboly hoe mihaino ny vavaka ataontsika Andriamanitra, raha mifanaraka amin’ny zavatra takiny ilay izy.
Tena Manampy Anao ve ny Vavaka?
Inona ny soa ho azonao raha zatra mivavaka ianao?
‘Apetraho Aminy Izay Rehetra Mampanahy’
Azonao resahina amin’Andriamanitra daholo ve izay zavatra mampitebiteby anao? Nahoana no mahasoa an’ireo miady saina ny mivavaka?
Fomba Ivavahana
Inona no Tokony Hataonao?
Afaka miresaka amin’Andriamanitra ianao na aiza na aiza ary na rahoviana na rahoviana. Henony na dia ny vavaka ao am-ponao aza. Nampianarin’i Jesosy antsika mihitsy aza izay tokony holazaina.
Ahoana no Atao Rehefa Mivavaka? Efa Ampy ve Ilay Vavaka Nampianarin’ny Tompo?
Ilay vavaka hoe Rainay Izay any An-danitra ihany ve no eken’Andriamanitra?
Inona no Azoko Angatahina Amin’ny Vavaka?
Tsy misy dikany amin’Andriamanitra ve ny zavatra mampiady saina anao, ka tsy mila resahina amin’ny vavaka?
Mivavaha Foana mba Hahazoana ny Fitahian’Andriamanitra
Inona no azontsika atao, raha tiantsika hihaino ny vavaka ataontsika Andriamanitra ka hitahy antsika?
Henoin’Andriamanitra ve ny Vavaka Rehetra?
Ahoana raha fitiavan-tena fotsiny no mahatonga ny olona iray hivavaka? Ahoana indray raha mampijaly vady ny lehilahy iray, dia avy eo mangata-pitahiana amin’Andriamanitra? Henoin’Andriamanitra ve ny vavaka hoatr’izany?
Inona no Antony Mety Tsy Hamalian’Andriamanitra ny Vavaka Ataontsika?
Vavaka manao ahoana no tsy valian’Andriamanitra, ary olona manao ahoana no tsy henoiny?
Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Vavaka?
Tokony hivavaka amin’ny anjely na ny olo-masina ve isika?
Nahoana ny Vavaka no Tokony Hatao Amin’ny Anaran’i Jesosy?
Manome voninahitra an’Andriamanitra isika sady manaja an’i Jesosy, rehefa ataontsika amin’ny anaran’i Jesosy ny vavaka ataontsika. Nahoana?
I Jesosy ve no Tokony Hivavahana?
I Jesosy mihitsy no nampianatra hoe iza no tokony hivavahantsika.
Tokony Hivavaka Amin’ny Olo-masina ve Aho?
Iza no tokony hivavahana araka ny Baiboly?
Mivavaha Foana
Mampianatra ny ankizy ity video ity hoe afaka mivavaka amin’i Jehovah foana izy ireo, na aiza na aiza ary na rahoviana na rahoviana.

