FINOANA AN’ANDRIAMANITRA

Fananana Toetra Tsara

Malagasy
Fananana Toetra Tsara
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1011580/univ/art/1011580_univ_sqr_xl.jpg

Fananana Toetra Tsara

Inona no Tena Mahasambatra? Mahay Mianina sy Malala-tanana

Olona maro no mino hoe izay manankarena ihany no sambatra sy tafita. Tena mahasambatra ve anefa ny vola sy ny fananana? Inona no asehon’ny zava-misy?

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Fahaiza-mankasitraka?

Mandray soa maro ny olona mahay mankasitraka. Inona àry no hanampy anao hanana an’io toe-tsaina io?

Handray Soa Ianao Raha Tia Manome

Handray soa ianao sy ny hafa raha tia manome ianao. Hanjary hahay hiara-hiasa sy ho mpinamana ianareo. Inona no hanampy anao hanome amim-pifaliana?

Toetra Takin’Andriamanitra ny Hatsaram-panahy

Nahoana isika no tokony ho tsara fanahy? Ahoana no fiheveran’Andriamanitra an’io toetra io?

Inona no Tena Mahasambatra? Be Fitiavana

Ho sambatra isika raha be fitiavana sady tian’​ny olona.

Fanavakavahana: Miezaha Haneho Fitiavana

Tsy hanavakavaka intsony ianao raha maneho fitiavana. Jereo ato ny zavatra sasany azonao atao mba hanehoana fitiavana.

Fanavakavahana: Miezaha Hangoraka

Inona no vokany raha tsy mahay mangoraka isika?

Inona no Hanampy ny Olona Tsy Hifankahala Intsony?​—Aza Manavakavaka

Raha tsy manavakavaka hoatran’Andriamanitra ianao, dia hahavita hanala an’izay fihetseham-po ratsy anananao.

Ahoana Raha Mampahatezitra Be Anao ny Vadinao?

Mety harary ianao raha tsy mahafehy fahatezerana. Mety hahita olana koa anefa ianao raha koboninao fotsiny ilay izy. Inona àry no azonao atao raha mampahatezitra be anao ny vadinao?

Tena Hendry ny Olona Malemy Fanahy

Tsy mora ny mifehy tena rehefa iharan’ny tsy rariny ianao. Mampirisika ny Kristianina mba halemy fanahy anefa ny Baiboly. Ahoana no hahavitana an’izany?

Inona no Hanampy Anao Hanam-paharetana?

Dingana efatra hanampy anao hanam-paharetana.

Te Hahazo Namana Tsara ve Ianao?

Mihevitra ny ankamaroan’ny olona hoe ilaina ny manana namana tsara. Inona no hanampy anao ho namana tsara? Misy toro lalana efatra avy ao amin’ny Baiboly ato amin’ity lahatsoratra ity.

Inona no Tena Mahasambatra? Mamela Heloka

Tsy ho sambatra ny olona tezi-dava sy mitana lolompo sady tsy ho salama.

Miezaha Hamela Heloka

Tokony hohamaivanintsika ve na tsy horaharahaintsika ny zavatra nataon’ilay olona tamintsika, izay isika vao ho afaka hamela azy?

Mahasoa ny Manao ny Marina Foana

Misy tantaran’olona mampiseho ato fa zava-dehibe ny manao ny marina.