Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Voalohany

Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Voalohany

‘Ahoana no hiresahako amin’i Dada sy Neny?’, ‘Ahoana no hahazoako namana?’, ‘Tena tsy mety ve ny manao firaisana nefa tsy mpifankatia akory?’, ‘Maninona aho no malahelo be?’

Maro ny ankizy manontany an’ireo, ary anisan’izy ireny angamba ianao. Tsy mitovy anefa indraindray ny valiny omen’ny olona. Afaka manampy anao ny Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Voalohany. Avy amin’ny toro lalana azo ampiharana ao amin’ny Baiboly ny torohevitra ao anatiny. Efa nanampy olona an-tapitrisany mba hahavita hiatrika ny olana eo amin’ny fiainana ny Tenin’Andriamanitra. Afaka manampy anao koa izy io.

Ireto avy ny fizarana ato amin’ity boky ity:

  • Ny Olana ao An-Trano

  • Ny Fiainanao

  • Ny Fianaranao

  • Ny Firaisana sy ny Fitiavana

  • Ny Zava-mahadomelina sy ny Toaka

  • Ny Fialam-bolinao

  • Ny Fivavahanao

  • Manontany ny Ray Aman-dreny

Afaka mandika an’ity boky ity amin’ny endrika PDF ianao, na manoratra any amin’ny biraon’ny sampanay ary mangataka an’ilay boky vita pirinty.

Fanamarihana: Efa misy faritra azo anoratana izao ao amin’io boky amin’ny endrika PDF io. Azonao soratana ao ny fanamarihanao sy ny valin-teninao, raha mandeha amin’ny fitaovana ampiasainao ilay izy.