Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Faha-2

Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Faha-2

Mitady torohevitra tena tsara ve ianao? Izany indrindra no ho hitanao ato amin’ny Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Faha-2. Nanadinadina ankizy an-jatony tany amin’ny tany maro izahay, talohan’ny nanoratana an’ity boky ity. Nahasoa azy ireo ny torohevitry ny Baiboly, ka azo inoana fa hahasoa anao koa.

Ho hitanao ato ny momba an’ireto:

  • Ny Fitiavana

  • Ny Fiovana eo Amin’ny Vatana

  • Ny Namana

  • Ny any Am-pianarana

  • Ny Vola

  • Ny Ray Aman-dreny

  • Ny Fihetseham-po

  • Ny Fialam-boly

  • Ny Fifandraisana Amin’Andriamanitra

Afaka mandika an’ity boky ity amin’ny endrika PDF ianao, na manoratra any amin’ny biraon’ny sampanay ary mangataka an’ilay boky vita pirinty.

Fanamarihana: Efa misy faritra azo anoratana izao ao amin’io boky amin’ny endrika PDF io. Azonao soratana ao ny fanamarihanao sy ny valin-teninao, raha mandeha amin’ny fitaovana ampiasainao ilay izy.