Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

KISARISARY

Inona no Hataoko fa Voafehifehy Be Aho?

Inona no Hataoko fa Voafehifehy Be Aho?

Fantaro hoe inona no tokony hataonao mba hatoky anao ny ray aman-dreninao, ary mba tsy ho voafehifehy be ianao.

 

Fanampim-panazavana

MANONTANY NY TANORA

Inona no Ataoko mba Hatokisan’i Dada sy Neny Ahy?

Jereo ireo zavatra telo azonao atao mba hatokisan’ny ray aman-dreninao anao.

MIFOHAZA!

Nahoana no Mifehifehy Be ny Ray Aman-dreniko?

Mifehifehy be anao ve ny fitsipiky ny ray aman-dreninao? Mianara miresaka an’izay tsapanao amin’izy ireo.