Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

KISARISARY

Tena Tia sa Taratara Fotsiny?

Tena Tia sa Taratara Fotsiny?

Fantaro ny maha samy hafa ny hoe taitaitra fotsiny amin’ny olona iray sy ny hoe taratara aminy ary ny hoe tena tia azy.

Fanampim-panazavana

MANONTANY NY TANORA

Efa Mahazo Mampiaraka ve Aho?

Diniho ireo fanontaniana efatra ahalalanao raha efa afaka mampiaraka ianao na tsia.