Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

KISARISARY

Tsy Mila Miady Nefa Mandresy!

Tsy Mila Miady Nefa Mandresy!

Fantaro hoe nahoana no misy olona tia mampijaly kely ary ahoana no hiatrehana an’izany.

Fanampim-panazavana

Inona no Ataoko fa Ampijalin’ny Ankizy Aho?

Ankizy maro no tsy afa-manoatra rehefa misy mampijaly. Hazavain’ity lahatsoratra ity hoe inona no azo atao raha misy mampijaly ianao.

Inona no Atao mba Tsy ho Voatarika Haditra?

Na ny ankizy hendry aza mety ho lasa haditra, rehefa voataonan’ny namany. Ahoana no fomba hialanao amin’izany?

Inona no Hataoko Rehefa Misy Zavatra Mahasorena any Am-pianarana?

Maro ny zavatra mahasorena any am-pianarana. Misy zavatra dimy mety hanampy anao ato.