Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

KISARISARY

Inona no Atao hoe Tena Namana?

Inona no Atao hoe Tena Namana?

Leo be ve ianao fa tsy mena-mivadika daholo ny “namanao”? Jereo ato hoe ahoana no amantarana ny tena namana ary ahoana koa no hahatonga anao ho tena namana.

Fanampim-panazavana

Ahoana no Hahitana Namana Tsy Mivadika?

Jereo hoe nahoana i Davida sy Jonatana no mpinamana be.

Nahoana Aho no Tokony Hanampy Olona?

Roa, fara fahakeliny, ny soa ho azonao raha manampy olona ianao. Inona avy izany?

Te Hahazo Namana Tsara ve Ianao?

Maro no miaiky fa ilaina ny mana-namana, hoe tena namana. Mba te ho namana tsara ve ianao? Diniho ireto toro lalana efatra avy ao amin’ny Baiboly ireto.