Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

KILALAO ARA-BAIBOLY

Kilalao Ara-baiboly

Aza Mieritreritra Zava-dratsy

Inona no azonao ianarana avy amin’ny tantaran’i Davida sy Batseba? Adikao ity kilalao ity, vakio ilay tantara, ary alao sary an-tsaina.

Hijery Azy Rehetra

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Nanetry Tena Izy Rehefa Nanarina

Inona no azontsika ianarana avy amin’ny fomba nampisaintsainan’i Natana an’i Davida?

Nositranin’i Jehovah i Hezekia

Tianao ve ny hanatsara ny vavaka ataonao? Vakio ilay tantara.

Namaly ny Vavaka Nataony Andriamanitra

Inona no nanampy an’i Nehemia rehefa nisy nanohitra izy, ary inona no ianarantsika avy aminy?