Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Ny Hevitry ny Tanora toa Anao

Bika Aman’endrika

Bika Aman’endrika

Ireto misy tanora manazava hoe nahoana no sarotra ny mandanjalanja fa tsy mifantoka be loatra amin’ny bika aman’endrika.

 

Fanampim-panazavana

Mifantoka Be Loatra Amin’ny Bikako ve Aho?

Tsy tianao mihitsy ve ny bikanao? Inona no azonao atao mba tsy hiferinaina be?

Manao Ahoana ny Paoziko?

Fantaro hoe ahoana no hialana amin’ireo fandrika telo mpahazo ny tanora eo amin’ny resaka lamaody.

Mety ve ny Maka Tahaka Olona Amin’ny Tele? Fizarana 1: Ho An’ny Ankizivavy

Tanora maro no mieritreritra hoe manana ny maha izy azy, nefa ny olona hitany amin’ny tele sy gazetiboky fotsiny no alainy tahaka.

Mety ve ny Maka Tahaka Olona Amin’ny Tele? Fizarana 2: Ho An’ny Ankizilahy

Sao dia vao mainka ianao tsy hisy mpitia raha maka tahaka olona amin’ny filma sy tele?