Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Ho An’ny Mpivady sy ny Ray Aman-dreny

“Ho tafavoaka soa aman-tsara ihany ve izahay mivady amin’ity taona voalohany amin’ny fanambadianay ity?” “Miady foana izahay raha vao miresaka. Inona no vahaolana?” “Ahoana no hiresahako amin’ny zanako momba ny firaisana?” Maro ny fanontaniana apetraky ny mpivady, nefa toa maro koa ny boky manome ny valiny.

Hanampy anareo mivady hifandray tsara sy hitaiza tsara ny zanakareo ny Baiboly, na manao ahoana na manao ahoana fomba nanabeazana anareo, ary na inona na inona kolontsainareo.

Mpivady

Ray Aman-dreny