Malagasy
Tianao ve Raha Sambatra ny Tokantranonao? Tadidio hoe Ekipa Iray Ianareo
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/500300130/univ/art/500300130_univ_sqr_xl.jpg
ijwhf lahatsoratra 40

HO AN’NY FIANAKAVIANA | TOKANTRANO

Tianao ve Raha Sambatra ny Tokantranonao? Tadidio hoe Ekipa Iray Ianareo

Tianao ve Raha Sambatra ny Tokantranonao? Tadidio hoe Ekipa Iray Ianareo

Aseho ato amin’ity video ity hoe inona avy no azon’ny mpivady atao mba ho hoatran’ny ekipa iray ry zareo, dia hahafinaritra kokoa ny tokantranony.