Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

TANTARA AN-TSARY

TANTARA AN-TSARY

Nanao Zanak’omby Volamena ny Israelita

Vakio ny momba an’i Arona rahalahin’i Mosesy. Nanota izy satria nanaiky hampanaovin’ny Israelita zanak’omby volamena. Vakio ato amin’ny Internet ity tantara an-tsary ity na ataovy pirinty ny PDF.

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Mamela Heloka Tanteraka i Jehovah

Nanao alitara ho an’i Bala sy nanao mazia i Manase Mpanjaka, nanompo sampy, ary namono olona tsy manan-tsiny. Nanaiky hamela ny helony anefa i Jehovah. Ahoana àry no ataontsika raha te hamela heloka hoatran’i Jehovah koa isika?

Nataon’i Jehovah Lasa Hendry i Solomona

Hendry noho ny mpanjaka hafa rehetra i Solomona Mpanjaka. Nahoana no lasa hendry izy? Inona anefa ny fahadisoana nataony tatỳ aoriana?

Lasa Naman’Andriamanitra i Abrahama

Nantsoin’Andriamanitra hoe namany i Abrahama. Inona koa no tokony hataontsika, raha te ho naman’Andriamanitra isika?