Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

TANTARA AN-TSARY

Tantara An-tsary

I Josefa Tany Ejipta

Vakio ny momba an’i Josefa, izay lasa andevo tany Ejipta nefa nanompo an’Andriamanitra foana. Vakio ao amin’ny Internet ity tantara an-tsary ity na ataovy pirinty ny PDF.

Hijery Azy Rehetra

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Nataon’i Jehovah Lasa Hendry i Solomona

Hendry noho ny mpanjaka hafa rehetra i Solomona Mpanjaka. Nahoana no lasa hendry izy? Inona anefa ny fahadisoana nataony tatỳ aoriana?

Lasa Naman’Andriamanitra i Abrahama

Nantsoin’Andriamanitra hoe namany i Abrahama. Inona koa no tokony hataontsika, raha te ho naman’Andriamanitra isika?

Nino An’Andriamanitra i Noa

Nanaraka ny tenin’Andriamanitra i Noa dia nanao sambofiara, amin’izay tsy ho faty izy mianakavy. Inona no azontsika ianarana avy amin’ny tantarany?