Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

KILALAON-TSARY

KILALAON-TSARY

Be Herim-po i Davida na Kely aza ny Fiadiana Nananany

Ampifandraiso ireo olona sy zavatra ao amin’ny tantaran’i Davida sy Goliata. Resaho avy eo hoe nahoana i Davida no be herim-po.

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Tian’i Davida ny Anaran’Andriamanitra

Ampio ny zanakao hahafantatra ny dikan’ny anaran’Andriamanitra.

Nampian’i Hana Hanompo An’i Jehovah i Samoela

Hanampy ny ankizy 3 ka hatramin’ny 6 taona hahafantatra momba ny fanomezana nentin’i Hana isan-taona ho an’i Samoela ity kilalao ity.

Iza no Nifidy Hanompo An’i Jehovah?

Hanampy ny ankizy 6 ka hatramin’ny 8 taona hamantatra ny olona ao amin’ny Baiboly ity kilalao ity.