Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

KILALAON-TSAINA HO AN’NY ANKIZY

KILALAON-TSAINA

Mampahery Antsika ny Mpiray Finoana Amintsika

Fantaro hoe inona no ataon’ny fianakavianao sy ny mpiara-manompo eo anivon’ny fiangonana, mba hampaherezana anao.

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Hirao Ilay Hira Momba ny Herim-po

Ianaro ilay hira momba ny herim-po, dia hirao miaraka amin’ny fianakavianao.

Iza no Hampaherezinao?

Hanampy ny ankizy 8 ka hatramin’ny 12 taona hampahery ny hafa ity kilalao ity.

Manampy Antsika Hanana Toetra Tsara ny Fanahy Masina

Natao hanampiana ny ankizy 8 ka hatramin’ny 12 taona hahafantatra an’ireo toetra vokatry ny fanahy ity kilalao ity.