Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

AZO ATAO FOTOAM-PIVAVAHAN’NY FIANAKAVIANA

AZO ATAO FOTOAM-PIVAVAHAN’NY FIANAKAVIANA

Manampy Antsika Hanompo An’i Jehovah ny Fanahy Masina

MPITSARA TOKO 13-16

Ho An’ny Ray Aman-dreny: Ampiasao hiarahanareo mianakavy mianatra Baiboly ireo kilalao ireo.

Hijery Azy Rehetra

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Be Herim-po

Ampianaro ny zanakao hoe inona no tena hanampy azy ho be herim-po.

Mifidy Hanompo An’i Jehovah

Hanampy anao hampianatra ny zanakao ity tari-dalana ity hoe ahoana no hahitana fifaliana rehefa manompo an’i Jehovah.

Namana Tsy Nivadika

Azonao ampiasaina ity tantaran’i Rota ity mba hanampiana ny zanakao hahafantatra hoe inona no toetra ilaina raha te ho namana tsara.